Fisolokiana mitentina 12 225 000 Ariary sy fivadiham-pitokisana: Karohin’ny zandary i Voaharimalala Fleuris Faneva, teraka ny 4 Mey 2001 tao Ambano, ary voalaza fa Soanotohizana, Fokontany sy Kaominina Ambano, Distrikan’Antsirabe II no adiresiny farany